Entry kelikely (kely)
Part of speech adjective
Derivations 
Examples 
1Nandroso kelikely izy, ka tonga tao amin'ny tsena eo ambany avaratr'i Vohitra [Rajohanesa: Kintana]
2Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny [Rakotonandrasana: Tantsaha]
3Nolazaiko azy fa nividy sambolay kelikely aho, ka eny ambony ranomasina ankehitriny no lapako [Andriamalala: Ranomasina]
4Nandroso kelikely foana ny diany dia tonga ny ala [Andraina: Mitaraina]

2017/04/07