|
|
|
|

Entry1  tsapitika
Root  2 pitika
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Kely madinika
5 Mandringa kely somary mitongilana rehefa mandeha fa tsy ampy halavana ny tongotra ilany. [1.1]
Synonyms  6 tsapika
All compound words  7 tsapitik' olona

Anagrams  tsapitika, 8 tsipatika

Updated on 2025/11/09