|
|
|
|

Entry1  majinika
Root  2 jinika
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Fiovan' ny hoe madinika (fanononan' ny olona matetika): Tovolahy majinika [1.1]
Synonyms  5 jinika

Anagrams  majinika, 6 mikianja

Updated on 2025/09/12