|
|
|
|

Entry1  kinady
Root  2  kady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Kadina, nasiana kady, norarana tsy handehanana: Efa nokinady itỳ tany [1.1]
Explanations in French  5  prohibé, où on a mis un signe de défense [1.3#302]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  voakady

Anagrams  10 dikany, 11 dikina, 12 dinika, 13 kinady

Updated on 2025/09/12