Entry manampò (fo)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mikasa: Nanampo ny hianatra aho ny maraina, kanjo nanavy tampoka ka namonjy fandriana
¶ Mihevitra, manantena: Tsy nanampo anao ho afaka mihitsy aho
¶ Mieritreritra, manao ho zavatra, miahy: Tsy manampo raharaha velively io Rangahy io [Rajemisa 1985]
English definition to have in one's mind, to expect, to intend, to purpose. [Richardson 1885]
 to expect [Hallanger 1973]
French definition prévoir, s'attendre à [Hallanger 1974]
Morphology 
manampò
nanampò
hanampò
manampoiza
Quotes 

2012/06/20