Entry rehitra
Part of speech noun
Malagasy definition Fiveloman' ny afo
¶ fahamaimaizana, hidihidy, fisafoahana tafahoatra [Rajemisa 1985]
French definition action de s'allumer, de brûler
¶ démangeaisons vives, colère ardente, animation, impétuosité [Abinal 1888]
Derivations 
Examples Setroka sy zavozavo no niandohan' ny afo nandray rehitra tery sy tety, kanjo niova tsikelikely ho hazavana mahafinaritra toa faribolana baliaka, toy ny nosy kely mamirapiratra teny anivon' ny ranomasina ngalingaly. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 53]

2017/04/09