Entry retsika
Part of speech noun
Malagasy definition Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin' ny tena any
¶ Enti-milaza ny asa ataon' ny zavamananaina maro be indray mihetsika
¶ Aretina mitsakotsako malefaka amin' ny faritra iray na maro. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms retsidretsika

2017/05/04