| Entry | 1 hafinaretana |
| Root | 2 finaritra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Hafaliana: Akory ny hafinaretakonamaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny.
5 Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny hafinaretana. [1.1] |
| Vocabulary | 6 Emotions |
| Synonyms | 7 fahafinaretana |
| Anagrams | 8 hafinaretana, 9 ifanatrehana |
| Updated on 2025/09/12 |
|