| Entry | 1 fahafinaretana |
| Root | 2 finaritra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Hafaliana: Akory ny fahafinaretako namaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny
5 Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny fahafinaretana [1.1] |
| Explanations in English |
6 pleasure, happiness
[1.7] |
| Explanations in French |
7 le plaisir, la joie, l'agrément, le bonheur
[1.3] 8 plaisir, bonheur [1.8] |
| Examples |
9 Mba nisy setriny ve izany rehetra izany tamin' ny fahafinaretana na fampiadanam-batana teo aminay?
[2.472]
10 Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. [2.471] |
| Morphology |
|
| Vocabulary | 13 Emotions |
| Synonyms | 14 hafinaretana |
| Illustrations |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|