| Entry | 1 fahatsiarovana |
| Root | 2 tsiaro |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 fitamberenan' ny zavatra na olona hita na fantatra tamin' ny andro lasa ao an-tsaina indray:
5 mbola velona ato ampoko ny fahatsiarovako an' i Neny 6 zavatra omena olona mba tsy hanadinoany ny tena, na ny toe-javatra iray niarahana: 7 omeko anao itỳ boky itỳ ho fahatsiarovana ny niarahantsika niasa [1.1] |
| Explanations in French |
8 la mémoire, le souvenir
[1.3] |
| Examples |
9 -- fahatsiarovana sisa no itadidiana ny fisian-dRainitoandro teo amin' ny fiainana fahiny.
[2.470]
10 Antambo anankiroa tena hadinoko tanteraka taoa an' eritreritra ireo, ka nanorisory ahy fatratra ny fahatsiarovana azy tampoka. [2.471] 11 Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.472] |
| Analogs | 12 dindo, 13 fahatadidiana, 14 fahatsiahivana, 15 orimbato, 16 tsangambato |
| All compound words | 17 fahatsiarovan-tena |
| Quotes | 18 Texts mentioning that word |
| Updated on 2025/11/17 |
|