|
|
|
|

Entry1  fahatsiahivana
Root  2 tsiahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fahatsiarovana. [1.1]
Explanations in French  5 Le souvenir, la mémoire, la cause. [1.3#762]
Examples  6  Misy tantara iray momba ny nendra nandona ahy mafy tamin' izany, ary na mandrakizao aza dia mbola mampihoron-koditra ahy ihany ny fahatsiahivana azy? [2.472#]

Updated on 2025/09/12