|
|
|
|

Entry1 tsiaro
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 fahatsiarovana [Taisaka] [1.78]
4 Fiverenan' ny zavatra efa lasa ao an-tsaina indray. [1.1]
5 fahatsiarovana; fifohazana [1.13]
Explanations in French  6 souvenir, mémoire, réveil [1.3]
7 souvenir, réveil [1.13]
Examples  8 Alina atorian'ny zava-boahary, fa ifohazan'ny tsiaro ratsy pirina! [2.944]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :

Anagrams  21 asotry, 22 atsiro, 23 atsory, 24 isotra, 25 ositra, 26 ratsio, 27 soitra, 28 soraty, 29 Troasy, 30 tsiaro

Updated on 2025/09/19