| Entry | 1 orimbato |
| Elementary words | 2 orina, 3 vato |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 [Antesaka] vato atsangana ho fahatsiarovana
6 vatolahy [1.78] 7 Vato naorina ho toy ny fanamarinana ny fahavitan-javatra iray inhibe toy ny fifanekena, fifampivarotana...; izay mivadikany fanekena aty aoriana dia antsoina hoe "nitsoaka orimbato" 8 Vola nomena ny fokonolona ka napetraka tao amin' ny tahirim-bolan' ny fokonolona raha nisy raharaha lehibe natao teo anoloan' ny fokonolona, toy ny fananganan-jaza, fanarian-jaza, sns..., ka io vola io no heverina ho fanamarinana ny nahavitan' ny raharaha, izay nolazaina fa "vita orimbato" [1.1] |
| Explanations in English |
9 [orim-bato] a mark, a token, an obelisk, a memorial of any settlement or agreement, proof, a stone of witness; lit. stone setting up.
[1.2] |
| Explanations in French |
10 [orim-bato] pierre qu'on érige pour rappeler un évènement, et surtout pour confirmer une concession, une convention, une délimitation de terrain
11 argent qu'on donne aux témoins pour confirmer un contrat [1.3] |
| Examples |
12 Andriananiboninolona nahazo orimbato roa tamy ny Ralambo:
[2.48]
|
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 14 ambotrio, 15 maroboty, orimbato, 16 taimboro |
| Updated on 2026/02/05 |
|