Entry tsangambato (tsangana, vato)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Vato ajoro ho fahatsiarovana miaramila m [...] [full text in Rajemisa 1985]
   vato lehibe ajoro ho fahatsiarovana ny olona maty tany an' ady na noho antony hafa ka tsy hita ny taolambalony [Akademia 2005]
English translation   a gravestone, cenotaph, tombstone; a stone set up on end as a memorial of some event [Richardson 1885]
   a monument [Hallanger 1973]
French translation   pierre ou monument commémoratif [Hallanger 1974]
Examples  
1Vorodamba efa tontan' ny ela no misarona ilay tsangambato (A. Rajon) []
2lo no tsangambato tsy levona mariky ny nanapahan' ny Hova azy. [Rajaonarivelo: Bina, page 80]
3Maro ny tsangambato navelany izay ataon' ny olona hoe Vatonkimosy. [Randriamamonjy: Tantara, page 30]
4Nanorina tsangambato teo akaikin' Ambaiboho, teo amin' ny moron' i Sahabe, ny mponin' Antsihanaka atsimo, ho fahatsiarovana ireo mpiray tanindrazana aminy namoy aina tao amin' ilay renirano manan-tantara. [Andraina: Mitaraina, page 264]
Synonyms   vatolahy
Quotes  
Illustrations  

Entry tsangambato (tsangana, vato)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavatra tokony hotsarovana, asa mendrika [...] [full text in Rajemisa 1985]
   asa mendrika hotadidina sy hotsarovana mandrakariva, andro manan-daza tsy tokony hohadinoina [Akademia 2005]
Examples   Ny boky no tsangambato avelan' ny mpanoratra ho an' ny taranaka []

Entry Tsangambato (tsangana, vato)
Part of speech   name (toponym) [list]
Vocabulary  
Toponymy   tsangana, vato
Illustrations  

Entry Tsangambato
Part of speech   name (book or play title)
French translation   Pendant son incarcération, [Randriamaromanana] a écrit un livre Tsangambato, où il laisse des conseils, des réflexion sur la philosophie malgache, sur le pouvoir, la culture. Cet ouvrage est encore inédit. [Ranaivoson 2004]
Author   Randriamaromanana Albert, 1948
Vocabulary  
Tables and plates   All the titles

Updated on 2015/10/21