Entry fafy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fampielezana na fanaparitahana zavatra toy ny voa madinika, na fasika, na rano: Fafy fasika re izao nafitsoky ny fahavalo izao
¶ Fanapariahana voam-bary na voan' anana amin' ny tanana eo an-taninketsaka na tanimboly efa voavoatra, mba haniry: Efa vita fafy ny ketsa no tonga izy. [Rajemisa 1985]
   famafazana [SLP: Voambolana]
English translation   used only in compounds and in voalafy: alafy, fafazana, mifafy, mamafy. [Richardson 1885]
French translation   action de semer [Antesaka] [Deschamps 1936]
French translation   ensemencement [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry fafy
Part of speech   noun
Malagasy definition   alafady [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
   fety amim-panambadiana, sorona hanalana fady [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Entry fafy
Part of speech   noun
Malagasy definition   vodiondry [Bara] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2017/06/15