Entry mamafy (fafy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] manao fafy [Rakotosaona 1972]
   Manapariaka voa mba hilevina ao anaty tany ka hitsimohany: Izay namafy voa tsara dia hioty voa tsara
¶ Manely hatraiza hatraiza: Randria no mamafy izany hevi-diso izany
¶ Mandanilany foana, mandany an-tetiny: Mamafy vola amin' ny zavatra tsinontsinona io lehilahy io [Rajemisa 1985]
   manaparitaka na mametraka ny ambioka ao anaty tany [SLP: Voambolana]
English definition   to sow, to scatter, to disperse, to disseminate. [Richardson 1885]
French definition   semer [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Morphology  
mamafy
namafy
hamafy
mamafaza
Synonyms   manely ~ mampiely ~ manapariaka ~ manaparitaka ~ manahaka ~ mampihahaka

2011/10/25