| Entry | 1 fafazo |
| Root | 2 fafy |
| Part of speech | 3 imperative of passive verb fafazana [Full list] |
| Examples |
4 fafazo rano ny tsihy (Eparpillez de l’eau sur la natte)
[1.3#137]
5 Alohan'ny handehanana eny an-tsaha na any anaty ala izay ahitana be indrindra ireo dia fafazo solifara ny hoditra - indrindra ny ranjo na ny kitrokely, hatotanana, andilana ary ny tenda. [2.424#] |
| Updated on 2025/05/16 |
|