| Entry | 1 fafazana |
| Root | 2 fafy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny toerana asiana fafy, voam-bary na voan' anana apariaka amin' ny tany mba haniry: Hofafazako vary itỳ tany itỳ
5 Asiana: Nofafazany tehamaina ny zanany [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be sown. Used in speaking of the land on which the seed is cast.
[1.2] |
| Explanations in French |
7 Où l’on sème, sur quoi l’on éparpille, l’on répand, l’on jette, qu’on frappe:
8 Hofafazako vary ity tany ity (Je sèmerai le riz dans ce terrain) ~ 9 Nofafazako rano ny tarehiny (Je lui ai jeté de l’eau à fa figure) ~ 10 Nofafazako tahamaina izy (Je lui ai lancé un soufflet) [1.3#136] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|