|
|
|
|

Entry1  vodiondry
Elementary words  2 vody, 3 ondry
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Vola omen-dRazazalahy ny ho rafozany aorian' ny fangatahany an-dRazazavavy. heverina ho anisan' ny fototry ny fanambadianaka nahatonga ho mahamenatra ny "mitari-bady tsy lasam-bodiondry" -- Ny vodiondry dia natao koa hoe "hajam-bolana". [1.1]
Explanations in English  [vody ondry] 6 the bride price [1.7]
Explanations in French  [vody ondry] 7 présent donné aux parents de la fiancée [1.8]
Examples  8  Eny, fa veloma ho ela velona anie ny mpanjaka, fa raha ela velona amy ny fanjakany izy, dia hisy vohitra maro foana hataoko vodiondry ho anao. [2.293]
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02