|
|
|
|

Entry (1/2) 1  boboka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  19 Vonton-drano: Bobo-drano ireto hazo iretoka tokony hafindra toerana
20 Voky na feno be loatra ka manjary leo: Boboky ny divay ny anao lahy vao niala tao ka mamo nidarabodraboka eran' ny arabe fotsiny
21 Lao, tofoka, tsy tia herika: Boboky ny fianarana, hono, Rabe
22 Rakotra bobongolo noho ny hamandoana be loatra ka manomboka ho simba: Boboka tato lahy ireto boky ireto noho ny hamandoana [1.1]
23 [Sihanaka] tofoka, leo [1.78]
Explanations in English  24 soaked, full of water, saturated; satiated, sated. See bobaka. [1.2#94]
25 soaked; sated [1.7]
Explanations in French  26 imbibé; dégoûté; [1.3#83, 1.8]
27 moisi, rassasié jusqu'au dégoût [1.3#83]
Examples  28  andry boboka, poak' aty! [2.285#]
29  Raha tofoka ianao, izaho koa mba efa boboka. [2.529#]
Combinations  30  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word boboka
Proverbs  31  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 32  boboka
Part of speech  33  noun
Explanations in English  34 [Provincial] the large pot for holding water. See sinibe. [1.2]
Combinations  35  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word boboka

Updated on 2026/04/21