| Entry | 1 tofoka |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
3 Tsy tia mainty, tsy tia hiherika fa efa nihinana be loatra; tohina, tola: Tofo-kazandrano aho izany Leony, boboka: Tofo-dresaka aho [1.1] |
| Explanations in English |
4 disheartened; disgusted with food, etc [1.7] |
| Explanations in French |
5 découragé; dégoûté par la nourriture, etc [1.8] |
| Updated on 2025/09/19 |
|