Entry leo
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
Mitovy hevitra: boboka ~ tofoka ~ tohina ~ tola
¶ Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana
Mitovy hevitra: afapo ~ boboka ~ disaka ~ lamoka ~ lao ~ leom-boananana ~ lotika ~ malikiliky ~ malilo ~ mamo ~ monaina ~ monamonaina ~ tala ~ tofoka ~ tsy tia hiherika ~ tsy tia mainty ~ tsy tia mololo ~ tsy tia veroka ~ tsy tia vovoka ~ tsy tia zava-boribory [Rajemisa 1985]
English definition has had enough and too much; disgusted
¶ drunk [Hallanger 1973]
French definition qui en a assez; dégoûté
¶ ivre [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
leo
leoko
leonao
leony
leontsika
leonay
leonareo
leon'
leon-
leom-
leo
leoko
leonao
leony
leontsika
leonay
leonareo
leon'
leon-
leom-
ho leo
ho leoko
ho leonao
ho leony
ho leontsika
ho leonay
ho leonareo
ho leon'
ho leon-
ho leom-
Synonyms leony
Quotes 

Entry leo
Part of speech adjective
Malagasy definition (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho
¶ Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka [Rajemisa 1985]
English definition equalled, matched, overcome [Richardson 1885]
 borne, sustained [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition supporté [Hallanger 1974]
Derivations 

Entry leo
Part of speech Unspecified
Malagasy definition  [Bara, Tanosy] laona [Rakotosaona 1972]

Entry leo
Part of speech adverb [list]
Malagasy definition  [Provincial] to-day [Rajemisa 1985]

2017/04/15