Entry saboboka (boboka)
Part of speech adjective
Malagasy definition Mivonto be, mibibaka sahala amin' ny zavatra vonto rano, bobo-drano; enti-milaza koa ny zavatra nosesehana rivotra na rano ka niavovona sy tonga lehibe
Mitovy hevitra: mivozihitra ~ mizihitra [Rajemisa 1985]
Synonyms mizihitra ~ mivozihitra

2013/06/10