Entry miboboka (boboka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misotro betsaka: Marary kibo i Koto fa nibobo-drano tany amin' izay nalehany tany [Rajemisa 1985]
English definition to drink to excess, to imbibe much, to saturate; to be satiated [Richardson 1885]
 to drink too much [Hallanger 1973]
French definition boire à l'excès [Hallanger 1974]
Morphology 
miboboka
niboboka
hiboboka
miboboha
Examples Izay miboboka mandra-paharivan'ny andro ka ampirehetin'ny divay! [Baiboly: 29:005:011/Isaia 5:11..]
Quotes 

2013/04/16