Entry angano
Part of speech noun
Malagasy definition Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany tany an-tendrony, saingy novaovan' ny taranaka nifandimby taty aoriana: Ny anganon' Ikotofetsy sy Imahakà
¶ Zavatra sarotra inoana: Aza milaza angano eo re ianao, ry Ingahy itỳ
¶ Karazan-javatra hafahafa atao fanampin-kanina, fanampin' akanjo (amin' ity hevitra ity, dia mazàna ny endrika verindroa no fampiasa): Tonga tao daholo izao anganonganon-kanina rehetra izao. [Rajemisa 1985]
 tantara tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana [SLP 1986]
English definition a tale, a story, a fable . [Swa. ngano, a tale, a fable; Ar. algina, pl. algani, a song, a ditty.] [Richardson 1885]
 a fable [Hallanger 1973]
French definition conte [Hallanger 1974, Rajemisa: Vakoka, SLP 1986]
 fable [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Analogues  anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria
Quotes 
Articles 

Entry angano
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka] fanafintohinana [Rakotosaona 1972]
 Loza, fahafatesan-kavana: Nahita angano itỳ isika mianakavy [Rajemisa 1985]
English definition trouble, calamity [Richardson 1885]
 a calamity [Hallanger 1973]
French definition calamité, malheur [Hallanger 1974]

Entry angano (angana)
Part of speech imperative of passive verb anganina [full list]

Entry angano (gana)
Part of speech imperative of relative verb anganana [full list]

2017/07/25