Entry anganongano (angano)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra mahafinaritra foronin' ny haitraitra sy aingitraingitra [Rajemisa 1985]
Explanations in French plaisanterie, facĂ©tie, superfĂ©tation [Abinal 1888]
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry anganongano (angano)
Part of speech adjective
Explanations in English  [Provincial] amusing, droll, facetious [Richardson 1885]
Explanations in French plaisant [Abinal 1888]
Examples 
1Koa matetika dia tantara somary anganongano ihany no fantatra momba ny Vazimba [Randriamamonjy: Tantara]
2Tsy anganongano na antom-pihomehezana intsony izao ny hafatr' Andriamanitra teo imason' ireo olona nanao tsinontsinona izany [White: Patriarka]

Updated on 2021/04/22