Entry arira
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazan' angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa efa niova be ihany ka tsy azo inoana araka ny tarehy isehoany ankehitriny (ohatra Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano). [Rajemisa 1985]
English translation   a legend, a fable [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French translation   histoire amusante [Rajemisa: Vakoka]
   conte, histoire amusante [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Derivations  
Quotes  
Analogy   angano ~ anjabobo ~ anoano ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria

Updated on 2014/10/01