| Entry | 1 fasitara |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Lainga sy habobo entina hamitahana na handokadokafana: Olona be fasitara koa Rangahy iny!
[1.1] |
| Explanations in French |
4 baliverne
[1.54] |
| Analogs | 5 angano, 6 anjabobo, 7 anoano, 8 arira, 9 habobo, 10 haga, 11 karijo, 12 tantaravalamaty, 13 taria |
| Updated on 2025/12/08 |
|