|
|
|
|

Entry (1/4)1  aloka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Faritra maizina ao ivohon' ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin' ny alok' itỳ trano itỳ
4 Toerana voaro amin' ny hainandro: Erỳ no misy aloka hisakafoantsika [1.1]
Explanations in English  5 a shelter against sun or rain; a shade or shadow; a shed [1.2]
6 [Provincial] An umbrella, a parasol. See tandindona [1.2]
7 shelter; shade, shadow [1.7]
Explanations in French  8 abri; ombre [1.8]
9 image, ombre [1.13]
Examples  10  Tahaka ny mbola misy aloka manaraka azy ihany, na dia efa maty masoandro aza. [2.470#102]
11  Ny masoandro efa nadiva hihoatra, ary ny aloky ny bonga feno vato nirangaranga tao ambony andrefana nampangovitra ireto vehivavy. [2.324]
Morphology 
12  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
All compound words  28  14 combinations of that word
Proverbs  29  Proverbs containing that word

Entry (2/4)30  aloka
Part of speech  31  noun
Explanations in Malagasy  32 [Betsileo] matoatoa [1.78]
33 Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin' ny aloky ny tena tarafin' ny hazavana, samy hafa amin' ny tandindona. Voalazan' ny Ntaolo fa misy aloka intelo miantoana hita amin' izany: ny aloka mainty (ny vatana), ny aloka ambonin' ny mainty (ny ambiroa) ary ny aloka ambony indrindra (ny avelo) [1.1]

Entry (3/4)34  alòka
Root  35 loka
Part of speech  36  passive verb
Explanations in Malagasy  37 Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no halòka [1.1]
Morphology 
38  Present :
39  Past :
40  Future :
41  Imperative :

Entry (4/4)42  aloka
Root  43 loka
Part of speech  44  passive verb
Explanations in Malagasy  45 Atsipy, atoraka, alefa [1.1]

Anagrams  46 akalo, aloka, alòka, 47 lakao, 48 laoka, 49 loaka, 50 olaka

Updated on 2026/02/26