| Entry | 1 mialoka |
| Root | 2 aloka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Maka toerana eo ambany zavatra iray izay miaro ny tena amin' ny hainandro na orana: Aza mialoka eo ambany hazo raha misy oram-baratra
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to take shelter from rain or sun. In Imerina the reduplicated form is more frequently used of shade from the sun.
[1.2] 6 to go into the shade; to take shelter [1.7] |
| Explanations in French |
7 se mettre ou être à l'ombre; s'abriter
[1.8] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 12 kaliôma, 13 kimalao, 14 Mailoka, mailoka, 15 makalio, mialoka, 16 mikaloa, 17 milaoka, 18 miloaka, 19 miolaka |
| Updated on 2025/11/21 |
|