| Entry | 1 alofana |
| Root | 2 aloka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Omena fiarovana amin' ny hainandro: Alofana ny zanakazo mba tsy ho fatin' ny herin' ny andro [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be sheltered; to be overshadowed [1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
6 qu'on abrite, qu'on met à l'ombre [1.8] |
| Examples |
7 Kafe alofana albizià ny eny afovoany.
[2.117#]
|
| Morphology |
|
| Anagrams | 12 ala fano, 13 alofana |
| Updated on 2025/09/12 |
|