| Entry (1/2) | 1 alokaloka | 
| Root | 2 aloka | 
| Part of speech | 3 noun | 
| Explanations in English | 4   shade, protection from the sun [1.7] | 
| Explanations in French | 5   ombre, abri du soleil. [1.8] 6 pénombre [1.13] | 
| Examples | 7   Nitokelaka izahay roalahy, namonjy alokaloka fa nitanika ny andro.
[2.5] 8 Ny hatsaran' ny alokalony no antony nàmbolena azy indrindra; [1.38] 9 Feno hehy sy korana ny alokaloky ny lavarangana ary nisy aina terý ny vodi-hatafa sy voaniho. [2.499] 10 Raha hohosoranareo ho mpanjakanareo tokoa ary aho, dia avia ianareo ka mialofa ato amin'ny alokaloko [2.996] | 
| Morphology | 
 | 
| Derivatives | 
 | 
| Entry (2/2) | 15 alokaloka | 
| Part of speech | 16 noun | 
| Explanations in Malagasy | 17   ahiahy [Betsileo]
 [1.78] | 
| Anagrams | 18 alokaloka, 19 olakolaka | 
| Updated on 2025/09/19 |   |