Entry miaina (aina)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Maneho ny fahavelomana amin' ny fitepon' ny fo: Mbola miaina izy fa vonjeo haingana
¶ Mifoka sy mamoaka rivotra avy any amin' ny havokavoka: Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [Rajemisa 1985]
English translation   to live, to have life; to respire, to breathe; to be happy, prosperous, revived. [Richardson 1885]
   to breathe; to live [Hallanger 1973]
French translation   Etre en vie, vivre: Miaim-poana izy (Il mène une vie inutile)
¶ Respirer: Mbola miaina izy (Il respire encore)
¶ Se retirer, se dilater
¶ fig. Se conduire: Tsy mahay miaina izy (Il ne sait pas se conduire, il n'a pas de savoir-vivre) [Abinal 1888]
   respirer; vivre [Hallanger 1974]
Examples  
1tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 145]
2Leon' ny miara-miaina amin' ny Frantsay izy. [Andriamalala: Ranomasina, page 55]
Morphology  
miaina
niaina
hiaina
miainà
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry miainà (aina)
Part of speech   imperative of active verb miaina [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French translation   [Abinal 1888]
Examples   Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [Rajemisa 1985]

Updated on 2013/09/13