Entry fiaina (aina)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fomba entina miaina, na maka fofon' aina izany na mitondra tena: Miadam-piaina ny marary. / Ratsiratsy fiaina itỳ zaza itỳ [Rajemisa 1985]
   fiaina [SLP: Voambolana]
French translation   respiration [SLP: Voambolana]
Examples  
1I feno tsy nihetsika, fa niefonefona fiaina tao anaty lamba tao. [Andraina: Mitaraina, page 45]
2Izany no antony nanaovana mifanandrify ny fiaina amin' ny fisian-javatra. [Ndemahasoa: Antakay, page 7]
Vocabulary  
Synonyms   fisefo
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2017/07/25