Entry aim-
Part of speech morphological form of aina
Examples 
1Ny aim badinao aza efa nafoinao tao koa. [2.895]
2Ny fitepon' ny aim-bahoaka no mahalahelo ahy. [2.296]
3Iankinan'ny aim-pirenena ny Fanagasiana ny Fampianarana, ary ny aim-pirenena tsy azo anaovana an-kambo. [2.503]
Morphology 
Simple : aina, aiko, ainao, ainy, aintsika, ainay, ainareo, ain', ain-, aim-, ai-

Entry aim
Part of speech active verb
Explanations in English To aim: mikendry, mikasa [1.17]

Entry aim
Part of speech noun
Explanations in English  fikendrena, izay kendrena [1.17]

Anagrams 

Updated on 2021/01/30