Entry fiainana (aina)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fakana aina, fakana fofon' aina: Miadana erỳ ny fiainan' itỳ marary itỳ izany
¶ Fe-potoana eo anelanelan' ny ahaterahana sy ny ahafatesana: Nanao ny tsara mandrakariva io olona io nandritra ny fiainany
¶ Fifaliana na fanaranana amin' ny hanina sy ny fisotro: Manao fiainana marina ry zareo ato avaratra fa mamono akoho mifahy isan' andro
¶ Fitondran-tena: Aoka hanana toe-piainana madio sy tsara mandrakariva ianareo [Rajemisa 1985]
English translation   life; the act of breathing [Hallanger 1973]
French translation   la vie; action de respirer [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Morphology  
fiainana
fiainako
fiainanao
fiainany
fiainantsika
fiainanay
fiainanareo
fiainan'
fiainan-
fiainam-
fiaina-
-piainana
-piainako
-piainanao
-piainany
-piainantsika
-piainanay
-piainanareo
-piainan'
-piainan-
-piainam-
-piaina-
Compound words, titles, names  
Quotes  
Articles  

Updated on 2017/07/23