| Entry | 1 adrisa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Anarana ilazana ny vavy amin' ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia vaventiventy mahafinaritra ary misoratra vony sy mainty ny tenany
[1.1] |
| Explanations in English |
4 a species of locust, the female of the aketa.
[1.2] |
| Explanations in French |
5 Sauterelle, la femelle de l'aketa
[1.3] 6 espèce de sauterelle femelle, dont le mâle est l'aketa [3.1] |
| Examples |
7 ataonao ho adrisa saraky ny namany
[2.131]
8 Ho azony tokoa mantsy ilay akanjo tsara soratra nifantohan' ny fitiavany, sy ilay elo mangiran-taho novelariny, moa va tsy elatr' adrisa, - sy ilay habatanana maorimaorina antonina tsara ny sandriny. [2.470] |
| Vocabulary | 9 Zoology: invertebrates |
| Hyperonym |
|
| All compound words | 11 2 combinations of this word |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 13 adrisa, 14 asidra, 15 radisa |
| Updated on 2025/11/09 |
|