Entry tsimpefe
Part of speech noun
Malagasy definition Karazam-balala salasalany fa nofonofosana, mafimafy; ny volony saiky mena tanora, misy fotsy kely manaraka ny lavam-peny [Rajemisa 1985]
English definition a species of grasshopper [3.1]
French definition une espèce de sauterelle [3.1]
Vocabulary 
Other spellings 
Analogues  valala

2011/07/30