Entry tsimbotry
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana omena ny valala adrisa mbola kely ka tsy tonga elatra fa mandady sy mitsipitsipika fotsiny amin' ny tany [Rajemisa 1985]
English definition the adrisa grasshopper before it has its wings [3.1]
French definition la sauterelle adrisa quand elle n'a pas encore ses ailes [3.1]
Vocabulary 
Analogues  valala
Examples Tsy tsimbotry aman'adrisa
ka ho samborin'izay manan-tanana rehetra
fa valala avy lavitra ny havanao
ka mifidy taon-kihaviana
[Fox: Hainteny, number 164]
Quotes 

2013/07/27