| Entry (1/2) | 1 koraika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zana-balala vao ara elatra
[1.1] |
| Explanations in English |
4 young, slim and newly-fledged locust
[1.2] |
| Explanations in French |
5 jeunes sauterelles qui commencent à déployer leurs ailes
[1.3] |
| Examples |
6 Ary izay sisan' ny koraika dia nohanin' ny valalavao: Ary izay sisan' ny valalavao dia nohanin' ny sompanga.
[2.996#]
|
| Vocabulary | 7 Zoology: invertebrates |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Entry (2/2) | 30 koraika |
| Part of speech | 31 noun |
| Explanations in English |
32 the crying of poultry when about to lay eggs
[1.2] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 34 Zoology: (in general) |
| Anagrams | 35 irakoka, 36 karaoky, koraika |
| Updated on 2025/11/09 |
|