Entry sompanga
Part of speech noun
Malagasy definition Karazam-balala lehibe sady matanjaka, fahita amin' ny tany mafana lava bozaka. (Valala vavy lehibe toy ny adrisa ny sompanga ka noheverin' ny ntaolo ho tsara sy ambony fa hoy ny mpikabary raha miala tsiny: "Tsy mba ny sompanga mpiantendro vero izahay fa ny kijeja mifanafosafo amin' ny ahipalana") [Rajemisa 1985]
English definition a species of grasshopper [3.1]
French definition une espèce de sauterelle [3.1]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Analogues  valala
Examples ary sompanga no ody zaza halainao ao. [Dahle: Angano, page 7]
Quotes 

2017/04/24