Index

Proverbs : zoma

Proverb Ny akoho no tsy nanidina : tsy nahandry ny andro zoma. [Rinara 1974 #2841]
Ty nahavy ty akoho tsy hitily io ty tsy fahaliñisañi ty anjo zoma. [Poirot & Santio: Vezo]
French translation Si la poule ne peut pas voler, c'est qu'elle n'a pas su attendre le vendredi. [Poirot & Santio: Vezo]

Proverb Ny alakamisy an' Andriamanelo, ary ny zoma an' Andriamananitany ; ataoko fanjakana arindra. [Veyrières 1913 #297]
French translation Le jeudi est à Andriamanelo et le vendredi à Andriamananitany : c'est ainsi que le royaume est constitué. [Veyrières 1913 #297]
French interpretation Paroles de Rafohy et de Rangita à ces deux princes pour régler l' ordre de succession au trône : l'aîné devait régner le premier, et l'autre devait lui succéder. [Veyrières 1913 #297]

Proverb Zoma hianao tsy hendry, fa asabotsy vao fiharatra. [Veyrières 1913]
Zoma no tsy nambinina ka asabotsy avy no ho kivy. [Rinara 1974 #5105]
Zoma tsy hendry, ka Asabotsy vao fiharatra. [Ravelojaona 1937, Rinara 1974 #5106, Cousins 1871 #3788, Nicol 1935 #240, Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Ilazana ny olona izay tsy mahalala, na mihevitra, na tsy manararaotra ny fotoana ahazoany mihatsara, na misondrotra, na mahazo soa; ka efa lasa ilay fotoana mety vao mikarokaroka; (ny fiharatra dia hareza kely, ary ilazana an'ohatra ny olona fetsy sy maranitra). [Ravelojaona 1937]
Manao zavatra tsy araka ny fotoanany avy. [Rajemisa 1985]
French translation Etre insensé le vendredi, et devenir un objet de risée le samedi. [Nicol 1935 #240]
Le vendredi vous n' êtes pas sage, et c' est le samedi que vous commencez à vous affiler. [Veyrières 1913 #6264]
French interpretation C'est trop tard. [Veyrières 1913 #6264]

Index