| Entry | 1 kivy |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao zavatra fa ketraka, rera-po: Kivy ny miaramila nahare ilay vaovao nentinao
[1.1] |
| Explanations in English |
4 discouraged, dismayed
[1.7] |
| Explanations in French |
5 découragé, déconcerté
[1.3, 1.8] 6 dégoûté [1.3] |
| Examples |
7 Misy sasany kivy nony ela ka lasa mandositra.
[2.472#69]
8 kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 23 Emotions |
| Analogs | 24 ketraka, 25 maimolotra, 26 mamoy fo, 27 manary toky, 28 mandevin-tsotrobe, 29 mibareraka elatra, 30 migarera, 31 mikely soroka, 32 mikororosy fahana, 33 miraviravy tanana, 34 mirefarefa lamba, 35 mitakemotra, 36 mivalaketraka, 37 mivareraka, 38 mivarilavo, 39 miverina ilalana, 40 reraka, 41 rera-po, 42 reratsaina, 43 resy, 44 soredretra, 45 soretra, 46 tapaka elatra |
| Combinations | 47 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word kivy |
| Proverbs | 48 Proverbs containing that word |
| Anagrams | kivy, 49 viky |
| Updated on 2026/04/22 |
|