Index

Proverbs : voatondro

Proverb Mpivaro-tantely : nilela-tanana, mpandrafitra : nindran-tseza, ka voatondro molotra akaiky. [Rinara 1974]

Proverb Tsara tarehy petaka orona ka voatondro iray no tsy naha-izy azy. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Zavatra kely matetika dia ampy hanimba zavatra iray izay mety ho tsara amin' ny ankapobeny. [Rajemisa 1985]

Proverb Tsy mahaleo ny mangidy voatondro, dia tsy hahazo ny mamy irain-jehy. [Veyrières 1913 #2755]
French translation Il faut savoir supporter un doigt d' amertume pour gagner un empan de douceur. [Veyrières 1913]
French interpretation On n'a rien sans peine. [Veyrières 1913 #2917]

Proverb Vehivavy tsara tarehy petaka orona : voantondro iray monja no tsininy. [Veyrières 1913 #1794, Cousins 1871 #3656]
Vehivavy tsara tarehy petaka orona, voantondro iray no tsininy. [Veyrières 1913 #1601]
Vehivavy tsara tarehy petaka orona: voatondro iray monja no tsininy. [Houlder 1895 #1298]
Vehivavy tsara tarehy petak' orona : ilany kely no tsininy. [Rinara 1974 #4917]
Zazavavy soa petaka orona: voantondro iray no tsininy. [Veyrières 1913 #1601, Cousins 1871 #3785]
Zazavavy tsara voavitsy petak' orona : voatondro iray no tsininy. [Rinara 1974 #5099]
French translation Femme jolie mais qui a le nez camus : il ne s' en faut que d' un travers de doigt pour qu'elle soit parfaite. [Veyrières 1913 #1794]
Jeune fille agréable ou femme au joli visage avec le nez camus : il ne s' en faut que d' un travers de doigt pour quelle soit parfaite. [Veyrières 1913 #1601]
Une belle femme avec un nez écrasé: elle n' a qu' un tout petit défaut. [Houlder 1895]
French interpretation Bien difficilement tout est parfait ; ce proverbe se disait des choses qui n' avaient qu' un léger défaut. [Veyrières 1913 #1601]

Index