Entry petaka
Part of speech adjective
Malagasy definition Fisaka, tsy mivohitra fa mitovy tantana amin' ny manodidina: Orona petaka
¶ Fandraiketana zavatra roa na maro mba hikambana tsara: Misy peta-taratasy eo amin' ny rindrin' ny tranonareo. [Rajemisa 1985]
English definition  [Richardson 1885]
 flat [Hallanger 1973]
French definition plat [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

2012/09/12