Index

Proverbs : voatohina

Proverb 1Aty sy afero, ka izay voatohina, maharary. [2.415 #1054]
French translationFoie et bile : touchez le foie et la bile est remuée. [2.415 #1054]
French interpretationChacun ressent les malheurs de ses parents. [2.415 #1054]

Proverb 2Raha tohina ny aty, marary ny afero. [1.1 #637]
Raha voatohina ny aty, marary ny afero. [1.1 #28, 2.415 #994, 2.558 #3682, 2.653 #2727]
Malagasy interpretationOhabolana enti-milaza fifandraisan-javatra roa samy hafa ka izay mahazo ny iray dia mahavoa ny ilany koa. [1.1 #637]
Raha misy havana na sakaiza voateny na asian' ny sasany, ny tena avy no mahatsiaro mararirary. [1.1 #28]
French translationSi on touche au foie, la bile remue. [2.415 #994]
Un choc sur le joie irrite la bile. [2.974 #422]
French interpretationLes membres d' une famille sont tellement unis, que toucher les uns c' est rendre les autres malades. [2.415 #994]

Proverb 3Tsy mety raha manao fiainan-tsokina, ka vao voatohina kely dia mivonkina. [2.558 #4615]

Index