|
|
|
|

Entry (1/2)1  maharary
Root  2 rary
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Mahatonga fanaintainana: Maharary izany totohondrin-dRangahy iny izany ~ Maharary ny teninao
5 Tisaroana manaintaina: Maharary ahy ny tongotro ka tsy afaka ho any aho [1.1]
Explanations in French  6 qui cause de la douleur, qui attriste, qui fait mal, comme de tirer les oreilles [1.3]
Analogs  7  manaikitra, 8  manaintaina, 9  mangirifiry, 10  mangorintsinamamolivoly, 11  mangotsokotsoka, 12  manintasinta, 13  manombotrombotra, 14  miketriketrika, 15  mitsakotsako
All compound words  16  6 combinations of this word
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Entry (2/2)18  maharary
Root  19 rary
Part of speech  20  adjective
Explanations in French  21 qui peut tresser, arranger [1.3]

Anagrams  maharary, 22 maharira, 23 miraraha

Updated on 2025/11/09