| Index | 
  | ||||||||||||||||||||
| Proverbs quoting the word : sitraka | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Aleo kely fanahy sitrak' olona, toy izay be fanahy maty foana. [2.165 #1624]
 Aleo kely fanahy sitrak' olona, toy izay be fanahy maty maina. [2.558 #114] Tsara ny kely fanahy sitrak' olona, fa ratsy ny be fanahy maty foana. [2.558 #4407, 2.653 #3285]  | ||||||||||||||||||||
| French translation | Mieux vaut n' être pas trop malin mais aimé, que d' avoir trop d' esprit et en souffrir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 2 | Ao ny be fanahy maty foana, ao kosa ny kely fanahy sitrak'  olona.  [2.558 #331]
 Ao ny be fanahy maty foana; ao ny kely fanahy sitrak' olona ; ao ny tsy tiana, fa manana ; ao ny hala, fa malahelo. [2.653 #270]  | ||||||||||||||||||||
| Proverb 3 | Sitraka andro anaovana ohatra ny tongotr' omby mihosy.  [1.1]
 Sitraka andro anaovana, toy ny tongotr' omby avy nihosy. [2.558 #3900] Sitrak' andro anaovana, toa tongotr' omby nihosy. [2.653 #2904, 2.974] Tongotr' omby nihosy : sitraka andro nanaovana. [2.415 #5412]  | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Enti-milaza ny olona ankasitrahana, fa amin' ny fotoana anaovany raharaha ihany, fa tsy tsaroana kosa ankoatra an' io. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| French translation | On est content des pieds du boeuf le jour où ils piétinent les rizières.  [2.415]
 Services qu’on ne reconnaît que le jour où ils sont rendus : tels les pieds du bœuf qui a foulé la rizière. [2.974 #309]  | ||||||||||||||||||||
| French interpretation | On apprécie quelqu' un le jour où il rend des services. [2.415 #5412] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |