Entry sitraka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Lalao ifanaovan' ny ankizy izay mifamely tehamaina ny lamosiny avy, eo am-pisarahana, sady mitsoaka [Rajemisa 1985]
Examples   Sitraka sy telina sy mamy ny ataonareo: [Rahajarizafy: Kabary, page 27]
Vocabulary  
Quotes  

Entry sitraka
Part of speech   participle
Malagasy definition   Tiana, telina: Sitrakao ve ny handeha miaraka amiko?
¶ Fitia, fitiavana, handitra: Mila sitraka loatra amin' ny lehibe izy
¶ Teny ampiasain' ny ankizy mba hampirisihana namana iray hiady: Sitraka? lasa leity!
Mitovy hevitra: ankatoavina ~ fy ~ lany ~ mamy ~ telina ~ tiana [Rajemisa 1985]
English translation   pleasing; thanks [Hallanger 1973]
French translation   agréable, agréé, dont on remercie [Hallanger 1974]
Examples   Raha sitrakao, ndeha hijery azy any isika?! [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 173]
Derivations  
Morphology  
sitraka
sitrako
sitrakao
sitrany
sitratsika
sitrakay
sitrakareo
sitrak'
sitra-
sitraka
sitrako
sitrakao
sitrany
sitratsika
sitrakay
sitrakareo
sitrak'
sitra-
ho sitraka
ho sitrako
ho sitrakao
ho sitrany
ho sitratsika
ho sitrakay
ho sitrakareo
ho sitrak'
ho sitra-
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/05/19