Index

Proverbs : mpiambina

Proverb Manao kitoatoa ohatra ny mpiambina : ny tsy hita no zovina! [Rinara 1974]

Proverb Maty ny mpiambina, ka tsy misy mpitomany alina. [Veyrières 1913 #2872]
Maty ny mpiambina ka tsy misy mpitomany ny alina. [Rinara 1974 #2207]
Maty ny mpiamhina, ka tsy misy mpitomany alina. [Cousins 1871 #1666]
French translation Le veilleur de nuit est mort, et il n' y a pas de pleureuses de nuit. [Veyrières 1913 #2872]
French interpretation Ce proverbe se disait quand il n' y avait pas réciprocité. [Veyrières 1913]

Proverb Sira maty afo ; manana mpiambina. [Samson 1965 #S36]

Proverb Tsy ra feo antoandro toa mpiambina. [Houlder 1895 #2173]
Tsy re feo antoandro toa mpiambina. [Veyrières 1913 #3158, Rinara 1974]
French translation Qu' on n' entend pas pendant le jour, comme la garde (de nuit). [Houlder 1895 #2173, Veyrières 1913 #3158]

Proverb Zovin' ny mpiambina : mahamamy ny torimason' ny marina. [Rinara 1974 #5107]

Index